Indreto ary misy soso-kevitra ! 1- Mila mangataka certification de non gage any @ faritany ianao milaza fa mbol tsy nisy nividy io fiara io.
2- Le ONG ni importer an'le 4x4 aloa t@ nampiditra azy tsy mbol nandoa taxe fa nampidirina régime importation temporaire , raha vidinao zany le izy dia tsy maintsy apurenao en regime importation définitive le izy ka amizay enao dia mandoa taxe ara dalàna.
3- Mila mangataka valeur any @ douane antaninarenina ianao ka io valeur io no handoavanao ny taxesavy eo,
Bref, ny valeur hividiananao azy any @ ONG sur za fa mety anyany @ 20 Millions FMG any satria ianao mbol handoa taxe avy eo. Ny tena marina tsy tiany hamidy io nefa stria tsy nandoa taxes fa natao admission temporaire dia tsy maintsy hamidy.
Mirary soa Rémi RAZAFIMAHALEO 331490896 |
| |