Miarahaba tompoko, afaka fantarina mialoha ve ny taxes ny fiara iray ra mbola tsy tonga eto mada le iz ahafahana mikajy ny vidiny tafavoaka? ra eny, aiza no ahafahako mamantatra azy?misaotra mialoha.
Miarahaba an dina sy ny mpamaky, nahazo vaovao momba an'io fanontanianao io ve ianao fa za kou mba manampikasana hanafatra fiara ka tiako ho fantatra mialoha ny douane alohan ny ividianana azy, misaotra antsika